|
|
|
|

Teny iditra1  zehy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a span, about 8 inches or 20 cm
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt
6  [1.8] empan, environ 20 cm
Ohatra  7  [2.436#] zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy.
Voambolana  8  Toerana
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21