|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zerô
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#1058] Jereo aotra
4  [1.62] tarehimarika ilaza ny isa foana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.4.fr#800] zéro
Isam-pirenena  6  [3.1] 0
Ohatra  7  Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857#]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  9  aotra
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny isa
11  Fifanampiana
12  Fampitomboana
Lahatsoratra  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/2)14  zéro    
Sokajin-teny  15  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.4] zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy)

Fivaditsoratra  17  roze, zerô

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02