Teny iditra | 1 zezehana |
Fototeny | 2 zezika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana, velezina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#872] Qu’on fume, où on met des engrais Qu’on frappe à coups redoublés: Nozezehana ny langilangy izy ka saika maty (On l’a frappé à coups redoublés avec un gros bâton et il était à demi mort) |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 zezehina, zezefana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24 |