Teny iditra | 1 zihitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#873] L’état de ce qui est gonflé, bouffi, ballonné, dilaté figuré: l’action de rester muet, sans bouger, comme une pierre 5 [1.20] gonflement |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 ahizitr, azihitr, hizitra, zahitry, zihitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |