Teny iditra zinevo (zevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Voazevo, nafangaro, nampifangaroina: Nahoana no nozinevonao ny ondrinao sy ny ondrinay? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a mêlé [Abinal 1888 takila 872]
Haiendriteny 
zinevo
zinevoko
zinevonao
zinevony
zinevontsika
zinevonay
zinevonareo
zinevon'
zinevon-
zinevom-
nozinevo
nozinevoko
nozinevonao
nozinevony
nozinevontsika
nozinevonay
nozinevonareo
nozinevon'
nozinevon-
nozinevom-
hozinevo
hozinevoko
hozinevonao
hozinevony
hozinevontsika
hozinevonay
hozinevonareo
hozinevon'
hozinevon-
hozinevom-
Mpitovy hevitra voazevo

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/23