|
|
|
|

Teny iditra1  zirkôniôma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Metaly hamatra, mivolom-batolalaka manakaiky ny silisiôma sy ny titanina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 zirconium [1.13]
Voambolana  5  Simia
Mpanahaka  6  zr

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08