|
|
|
|

Teny iditra1  zo-balala
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fomba fanjairana atao mifanalavitra ny tevi-panjaitra ary mifamaly ambadika sy ambadika ka mizotra mahitsy hatrany
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  5  zotra, valala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07