|
|
|
|

Teny iditra1  zo-balala
Singan-teny  2  zotra, valala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fomba fanjairana atao mifanalavitra ny tevi-panjaitra ary mifamaly ambadika sy ambadika ka mizotra mahitsy hatrany
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07