Teny iditra | 1 zoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] iharan-doza, iharam-pahavoazana, iharampahoriana: Nozoin-doza lava ramatoa io nonahalasa adala azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Sur qui tombe un malheur, une affliction: Nozoin' ny loza mafy izy tamin’ izay (Un grand malheur le frappa alors) |
Fototeny | 5 zo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 10 azony, iozan, nioza, ozany, ozina, ziona, zoina, zonay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |