|
|
|
|

Teny iditra1  zo-molotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaitra vilina bakatraka fanao amin' ny fanjairana ny vava lasaka na gony
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  5  zotra, molotra

Fivaditsoratra  6  lomotrazo, zo-molotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21