|
|
|
|

Teny iditra1  zompona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis)
Voambolana  4  Haibiby: trondro
Tovy hevitra  5  jompo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny zompona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10