|
|
|
|

Teny iditra1  zoron-jidina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] zoro voafetran'ny marindrano sy ny zotran'ny teboka ao anatin'ny lemajidina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] angle vertical
angle de site
Voambolana  5  Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  6  zorom-pitraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10