Teny iditra zoron-defa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zoro refesina araka ny fihodin'ny fanjaitram-pamantaranandro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Angle orienté [1.13]

Teny iditra zoron-defa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zoro norefesina amin'ny fomba mifanohitra amin'ny an'ny zoron-defa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Orientement [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31