|
|
|
|

Teny iditra1  Andriba
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3  Tsy lavitra an' andriba ianao, hoy izy. [2.643#140]
4  Dia niakatra tao Mahajanga ny tafika anglisy, nihazo an' andriba. [2.356#93]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna
Teny nalaina  6  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  Andriba, 7 bandary

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26