Teny iditra | 1 Ineny |
Fototeny | 2 i |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2] 6 mother [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mère [1.3#280, 1.8] 8 maman 9 terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3#280] |
Ohatra |
10 Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. [2.332] 11 Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. [2.529] 12 Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. [2.499] |
Voambolana |
13 Teny fanajana 14 Fifandraisana: fianakaviana |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny Ineny io |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |