Teny iditra |
kiakiaka
(kiaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Piercing cries [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cris perçants [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy.
[2.472]
|
2 | Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy.
[2.470]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
kiakiaka,
kiakiako,
kiakiakao,
kiakiany,
kiakiatsika,
kiakiakay,
kiakiakareo,
kiakian',
kiakia-,
kiakiaky |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Kiakiaka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Ohatra | Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina.
[2.48]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -19, 47.5
|
|