Teny iditra afa-pana
Singan-teny afa- (afaka) ; -pana (fana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313]
Ohatra Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09