|
|
|
|

Teny iditra1  afovoany
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  3  In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
4  in the middle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  au milieu, au centre [1.3, 1.8]
6  milieu
7  afovoany atsimo: centre-sud [1.13]
Ohatra  8  Nisy lalambe namakivaky teo afovoany. [2.356]
9  Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [2.113]
10  Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [2.508]
Voambolana  11  Toerana
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01