|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [1.2]
5  clothing; a dress; a shirt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  nom générique des habits, de l'habillement, du costume [1.3#14]
7  vêtement ; une robe, une chemise [1.8]
8  habit, vêtement [Vezo] [1.68]
Ohatra  9  Ny akanjo mafana mbola tsy nananana. [2.356#]
10  Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#]
11  Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#]
Voambolana  12  Toe-karena: zaitra
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny akanjo io

Fivaditsoratra  45  akanjo, onjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12