Teny iditra |
aky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The large intestines. (Prov.) [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
akỳ
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny kely fiangotiana fampiasan' ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akỳ ianareo raha amin' ny alahady hariva? [1.1]
|
|
Teny iditra |
aky
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Endrey! Hanky! Odrey! [1.78]
|
|
Teny iditra |
aky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vifotsy: Tafo kaky [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|