Teny iditra | amberivatrindolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinika, izay noheverin' ny Ntaolo ho maharo ny ankizy tsy ho voan' ny tehadolo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina, Sakalava] .(Comme ambarivatrindolo). Crotalaria fulva Roxb. et Crotalaria retusa L. (Fabaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Crotalaria fulva, Crotalaria retusa | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |