Teny iditra | angàka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [1.1] | |||
[Sihanaka] Ganagana dia [1.78] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Canard sauvage [1.54] | |||
Anarana siantifika | Anas melleri | |||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Fivaditsoratra | akanga, angàka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |