Teny iditra | anjala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Salaka [1.78] | |
(teny tranainy) Salaka, sadika [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A cloth worn round the waist. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Teny iditra | anjala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Vary ritra, ampangoro [1.78] | |
Fivaditsoratra | anjala, jalana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |