Teny iditra bakteria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
 Anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bactérie [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: bactérie.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31