Teny iditra | 1 basila |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr, bacille] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny raboka [1.1] |
Voambolana |
4 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |