Teny iditra | 1 bokotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao 4 Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra 5 Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a button. [Eng. Button.] [1.2] 7 [French bouton] a button. [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [français bouton] bouton [1.8] |
Ohatra |
9 Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471] 10 Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4] 11 Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643] |
Voambolana |
12 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 bokotra, katrobo, oktobra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |