Teny iditra |
boloky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
|
| The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Perroquet [1.54]
|
| Le perroquet malagasy [1.8]
|
Anarana siantifika | Coracopsis nigra, Coracopsis vaza |
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
boloky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
|
Voambolana |
|