|
|
|
|

Teny iditra 1  bolozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. blouse] Akanjo fotsy lava atao arom-pitafiana eo am-panaovan-draharaha [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  5 bilaozy
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04