Teny iditra dedeky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Fimenomenona, menomenona: Dedeky ny marare ny aze fa sakoa aia ro hamoa lohataoña (Menimen'aretina ny azy fa aiza no hisy sakoa hamoa lohataona) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Délire [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31