Teny iditra donika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tumeur au-dessous des oreilles [1.3, 1.54]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31