|
|
|
|

Teny iditra1  eladrano
Singan-teny  2  elaka, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [1.1]
5  karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  mica [1.3]
7  mica [1.13]
Voambolana  8  Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08