Teny iditra | 1 evina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Famoahan-drivotra eo amin' ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa piti-drora koa. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a sneeze [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 éternuement [1.8] |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |