Teny iditra fandribaratra (andry, varatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [varatra, lightning.] A lightning conductor. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Paratonnerre [1.13]

Teny iditra fandribaratra (fandrika, varatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [1.2]
Anarana siantifika Vitis microdiptera
Voambolana 
Tovy hevitra famakientana ~ voakitsonamboa

Teny iditra fandribaratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Merina, Tanala] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [1.196]
Anarana siantifika Cyphostemma microdipterum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31