|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fany
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  fanao, zava-panao
4  azo atao, fanao [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/5)5  fany
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Jereo fano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  a river turtle. Same as fano [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  voyez fano [1.3]
Voambolana  10  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/5)11  fany
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  a tree
14  a fruit used in the sikidy divination. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsara). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  16  Haizavamaniry: hazo
17  Fivavahana, finoana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)19  fany
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  (1) (même origine que fano) Nom donné à plusieurs petits arbres, faciles à multiplier, surtout :
22  Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) [Merina] [1.196]
23  Entada abyssinica Steud. Ex A. Rich. (Fabaceae). [Sakalava]
24 
Cassia anthoxantha Capuron (Fabaceae) [Bara] [Betsileo]
Voambolana  25  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)28  fany
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Liane à propriétés ocytociques ; abortif. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14