|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fasika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
5  sand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  sable [1.8]
Ohatra  7  Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
8  Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Voambolana  9  Haibolantany
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny fasika io

Teny iditra (2/2)16  fasika
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18  Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Sampanteny 
20  Anarana :

Fivaditsoratra  21  fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11