|
|
|
|

Teny iditra1  fery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
4  Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
5  Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a wound, a sore [1.2, 1.7]
7  a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  plaie, blessure [1.8]
Voambolana  9  Fahasalamana
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny fery io

Fivaditsoratra  18  fery, refy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21