|
|
|
|

Teny iditra1  fiteny
Fototeny  2  teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
5  Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany
6  Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany
7  Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby
8  Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a language
10  the customary way of speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  manière de parler [1.3#696, 1.8]
12  le language
13  ce qu'on peut défendre [1.3#696]
14  une langue [1.8]
Ohatra  15  Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470]
16  Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471]
Voambolana  17  Haiteny
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny fiteny io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26