Teny iditra | fitsapa (tsapa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsapa na mikasika amin' ny tanana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le toucher [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny iditra | fitsapa (tsapa) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tsapaina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |