|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  foitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Holatra boribory eo afovoan' ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan' ny reny tamin-janany tamin' ny nitondrany azy tao am-bohoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the navel [Mal. pusat.] [1.2]
5  the navel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  cordon ombilical; nombril [1.8]
7  ombilic [1.13]
8  Pour les humains et les animaux, signifie le nombril [1.196]
Ohatra  9  Lomy amin'ny alikaola ny foitra ary avelao ho azon'ny rivotra. [2.424#]
Voambolana  10  Haiaina
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)18  foitra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  hilum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  21  hile [1.13]
22  Pour les plantes : cicatrice du périanthe sur un fruit comme la goyave ou la cerise, le caféier ; lorsque l'ovaire est infère. [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Haiendriteny 
24  Tsotra :
25  Tovonana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)27  foitra
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny anglisy  29  the central part of a thing [1.2]
30  a central point [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31  centre [1.8]
Haiendriteny 
32  Tsotra :
33  Tovonana :

Teny iditra (4/4)34  foitra
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  fiarahabana
37  mifanatona, mifampiarahaba [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  38  farito, fiotra, firota, fitrao, foitra, rafito, rifato

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21