Teny iditra forofotra (rofotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro [1.1]
 Mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A kind of scabies which rises in small thick pimples. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay éruption, bouton [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra kilo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31