|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 gloves [1.2]
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  6  gantanana, 7  manaoga
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/4) 9  ga
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Bara] olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
12 bamby [1.78]

Teny iditra (3/4) 13  ga~
Sokajin-teny  14  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (4/4) 15  Ga    
Sokajin-teny  16  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  17 Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 Gallium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 Gant [1.3]
Voambolana  20  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  21  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06