Teny iditra | goatemaltèka | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka
Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: guatémaltèque. | |
Mpanahaka | Goatemalà | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |