Teny iditra gripy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mitovitovy amin' ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin' ny mikraoby manokana ary saiky matetika misy aretina manindry avy eo ambony, izay mety mahazo vahana satria efa malemin' ny mikraobin' ny gripy ny tena
Mitovy hevitra: fofoka [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: grippe.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31