Teny iditra | 1 halavana |
Fototeny | 2 lava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 length [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 longueur [1.8] |
Voambolana |
7 Toerana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 halavana, lavahana, vahanala, valahana, valahaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |