Teny iditra hamatsy (vatsy)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatsy

Teny iditra hamatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Pentina amin'ny hoditra, havatsa [1.78]

Teny iditra hamatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (autre graphie du même mot) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Euphorbia stenoclada
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31