Teny iditra | hateloana (telo) | ||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ha-, and telo, three.] three days. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Trois jours [1.3] | ||
Voambolana | Fotoana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hateloana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |