|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  havokavoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the lungs, the lights. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  poumons [1.5]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)9  havokavoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  flogging, beating, striking. See kapoka, vely. [1.2]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)18  havokavoka
Fototeny  19  havoka
Sokajin-teny  20  anarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05