|
|
|
|

Teny iditra1  hema
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza olona miditra any anaty ny molony ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  lèvre supérieure rentrante. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Haiaina

Fivaditsoratra  6  hema, mahe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31