Teny iditra | hentsina | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatohana tsy afa-mivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin' ny sery [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Embarrassé, obstrué, se dit du nez, quand on a un rhume de cerveau [1.3] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |