Teny iditra (1/3) | 1 hihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 nify [Bara]
[1.78] 4 Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the gums [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 les gencives [1.8] |
Voambolana |
7 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 hihy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 18 hihy |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 sohika [Tanosy]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |